Teny iditra fepetra (fetra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka
¶ Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy
Mitovy hevitra: anjoanjon-teny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a restriction; a briefing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay règlement; recommandation détaillée [Hallanger 1974]

2012/11/16