Teny iditra ferana (fetra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asiana fetra: Noferon' ny fanjakana ny vidin' ny vary
¶ Soritana, faritana: Noterana ny sisin-tanin' ny firenena roa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be restrained, to be limited, to be fixed, as a time. [Richardson 1885]
   to be limited [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   qu'on limite [Hallanger 1974]
Ny bikany  
ferana
ferako
feranao
ferany
ferantsika
feranay
feranareo
feran'
feran-
feram-
fera-
noferana
noferako
noferanao
noferany
noferantsika
noferanay
noferanareo
noferan'
noferan-
noferam-
nofera-
hoferana
hoferako
hoferanao
hoferany
hoferantsika
hoferanay
hoferanareo
hoferan'
hoferan-
hoferam-
hofera-
fero
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra feraña
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] zanatsipika, zanatsirika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ferana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   a plant used as a blow-tube for shooting birds. (Bets.) Same as tsontsoraka and tsirika. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/29