Teny iditra ferinaina (fery, aina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Fijaliana mafy [Rajemisa 1985]
 [ ferin' aina ] fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ ferin-aina ] Sighing, groaning, grief. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay [ ferin' aina ] souffrance, affliction [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2012/11/16