Teny iditra ferin-jaza (fery, zaza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ferin' ny fandidiam-poitra: Mamangy ferin-jaza: mamangy zaza avy nodidiam-poitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay on donne le nom rituel de ferin-jaza (de zaza : enfant) à la plaie due à la circoncision [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/28