Teny iditra fery
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
¶ Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
¶ Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a wound, a hurt, an ulcer, a sore. [Mal. puru.] [Richardson 1885]
 a wound, a sore [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plaie, blessure [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2009/10/18