Teny iditra fery mihady (fery, hady)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fery mandoaka toy ny homamiadana
¶ ratra manitatra sy mihalalina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a spreading sore. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay cancer [Rajemisa: Vakoka]
Famaritana frantsay ulcère phagédénique [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/28