Teny iditra feta
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tany noleman-drano hanjary fotaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   clay, mud, mortar. It is also used in the provinces for koba [Richardson 1885]
   mud for plastering [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   boue préparée comme enduit ou mortier [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra feta
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Voa, iharam-pahavoazana, voan' ny fatian [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra feta
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a bird, a species of warbler. Same as fitatra. [Betsimisaraka] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   non d'une espèce d'oiseau, tarier à collier. § fìtatra. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fitatra ~ fitapatatra ~ fitatenona ~ tekiteky

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10