Teny iditra fetezana (mety (ety))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany
¶  fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  willingness; suitability [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  convenance, assentiment [Rajaonarimanana 1995]
  consentement; qualité de ce qui convient [Hallanger 1974]
Ohatra Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha. [Rabemolaly: Fary, takila 270]

2019/01/15