Teny iditra | fetr' andro | |
Singan-teny | fetra ; andro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | A time limit [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Limite de temps [1.8] | |
Ohatra | Ny trosan-kaba amin' ny TVA izay tsy nanaovana fangatahana famerenana tao anatin' ny telo volana manaraka ny fetrandro dia tsy azo anaovana famerenana intsony fa azo hampidirina ho fandaniana kosa.
[1.384] | |
Tsipelina hafa | fetra andro | |
Fivaditsoratra | fendrotra, fetr' andro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |