Teny iditra fetsaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fianjerana, famelezana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   l'action de s'ébouler, de se presser, de s'entasser, de tomber sur, comme les coups [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra fetsaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Lena, vonto: Tratran' ny orana tany a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/03