Teny iditra fetsy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taimoro] lainga [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] fantatra, hay [Rakotosaona 1972]
 Mahay, kinga eo amin' ny hevitra: Efa fetsy itỳ zanako itỳ fa mahalala misaotra raha omena zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cunning, skillful, shrewd, sharp. [Richardson 1885]
 sly, cunning, sharp [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rusé, fourbe [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny kapetsy ~ kapotsaka ~ kalita ~ mantsana ~ fiharatra ~ fatsaka ~ fangoloka ~ holokoloka ~ hoboka aty ~ fangotsoka ~ fangotsohana ~ fanganga ~ hotsohotso ~ galofantsy ~ famantsy ~ gagilahy ~ gagivavy ~ fanalolahy ~ fanalovavy ~ konjo ~ karàna ~ fatsoralahy ~ fatsoravavy ~ be gararo ~ be saroro ~ be safary ~ be karijo
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fetsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy little things transplanted, or planted here and there. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] riz, ou autres, transplantés. (kètsa). [David 1952 (takila F)]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra fetsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] hafatra [Rakotosaona 1972]

2017/03/10