Teny iditra fety (ety)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay convenance, consentement, assentiment [Abinal 1888]
Teny nalaina 

Teny iditra fety
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
¶ Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a festival, a holiday [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fête, réjouissance publique [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: fête.

Teny iditra Fety
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/04/07