Teny iditra fevrie
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volana faharoa amin' ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan' ny andro amin' ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin' ny taona miafara amin' ny tarehi-marika azo zaraina / ny roa farany, oh. 1980 [1.1]
Fanazavàna teny anglisy February [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Février [3.1]
Voambolana 
Tovy hevitra febroary
Ny fihaviany Frantsay: février.
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31