Teny iditra FFM
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Famaritana malagasy   Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy [3.1]
Ohatra   Tsy mbola nivoaka amin’ny fomba ôfisialy ny lisitr’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM) na dia efa nahavita ny asany aza ny Fiarahamonim-pirenena nanankinana ny fananganana azy io. [ ]
Voambolana  
Fifanahafana   fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/11