Teny iditra fia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Gia, geja, gehy, fihina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Root of voafia, fiazana, mamia, amiazana [Javanese peres] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   compression. [Voambolana: Fizìka] [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   anaran-kazandrano, trondro [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   hazandrano [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Karazana marakely mainty mipentimpentina [Bara] [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a kind of fish [Sakalava] [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/24