Teny iditra fiadidy (adidy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifehy, fiandraikitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay La responsabilité, la gestion, l'administration [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31