Teny iditra fiady (ady)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina miady: Hafahafa ny fiadin' itỳ akoholahy itỳ
¶ Tokony hiadiana: Ady fiady mihitsy izany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay La manière de combattre, de s'ajuster, l'objet en litige [Abinal 1888]

2013/09/04