Teny iditra fiafarana (fara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The ending, the final result, the way a person ends up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit [1.8]
 Extrémité [1.13]
Ohatra 
1Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala! [2.298]
2Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana! [1.263]
3Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana. [1.233]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11