Teny iditra fiafatrafarana (afatrafatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitomaniana miharo kiakiaka ary miaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   L'action de se démener [Abinal 1888]

2013/09/05