Teny iditra fiafatrafatra (afatrafatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitomany miharo kiakiaka sy fihetsika miankapokapoka; fomban' ny olona miafatrafatra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay Les cris, l'agitation [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31