Teny iditra | fiahina (fiaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsakoina ka trohina ny ranony: Fiaho tsara ny fary [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be chewed and sucked. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fiahina io | ||||||||
Fivaditsoratra | afihina, fiahina, fihiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |