Teny iditra fiahotra (ahotra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomban' ny olona miahotra, izany hoe miato na mijanona kely alohan' ny hanao zavatra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23