Teny iditra fiainam > fiainana (aina)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fakana aina, fakana fofon' aina: Miad [...]
¶ Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana [...]
¶ Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina [...]
¶ Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piain [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   life; the act of breathing [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   la vie; action de respirer [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
fiainana
fiainako
fiainanao
fiainany
fiainantsika
fiainanay
fiainanareo
fiainan'
fiainan-
fiainam-
fiaina-
-piainana
-piainako
-piainanao
-piainany
-piainantsika
-piainanay
-piainanareo
-piainan'
-piainan-
-piainam-
-piaina-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra