Teny iditra fiakanakana (akanakana (akana))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona miakanakana izany hoe miambatrambatra na mivakavaka rehefa miteny [Rajemisa 1985]

2012/11/17