Teny iditra fiakanjo (akanjo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miakanjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis [1.3]
Ohatra 
1Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy. [2.470]
2Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra. [2.508]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08