Teny iditra fiakara > fiakarana (akatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an upward climb, ascent [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Côte, montée, l'action de monter, de s'élever [Abinal 1888]
   montée, ascension ; côte à monter [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [Rajaonarivelo: Bina, takila 38]
2Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [Callet: Tantara, takila 1165]
Teny nalaina