Teny iditra fialan-tsiny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny atao mba hialana amin'ny fanakianana na faniniana mety ho azo noho ny tsy mety natao [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Excuse [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31