Teny iditra fiana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] hazandrano [Rakotosaona 1972]
 Karazan-kazandrano maro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Richardson 1885]
Famaritana frantsay nom de plusieurs espèces de poissons [Abinal 1888]
Ohatra Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [Rajaonarivelo: Bina, takila 9]
Voambolana 
Fifanahafana  fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava ~ fiantandroka

Teny iditra fiana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taimoro] mena vasobasoka [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] of a brownish red [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] brun. [David 1952 (takila S)]
Fifanahafana  volo/colors/couleurs

Teny iditra fi~ana
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny fi~ana]

2018/05/31