Teny iditra fianahana (anaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy parent(s) with child(ren); [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay parents avec son (leurs) enfant(s); [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31