Teny iditra fianarana (anatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampifantohana ny saina mba hahay sy hit [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the act of learning; studies; a school [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action d'apprendre; études, leçons; école [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   étude, apprentissage
¶ fianarana mampihaingo efitrano: cours de décoration d'une salle
¶ fianarana mandidy sy manjaitra: cours de coupe et couture
¶ fianarana momba ny rano ambonin'ny tany: hydrologie
¶ fianarana momba ny rano ambanin'ny tany: hydrogéologie
¶ fianarana momba ny tarazo: génétique. [Voambolana: Haiaina]
¶ fianarana momba ny tosi-dranoka: hydraulique
¶ fianarana ny tontolo iainana: écologie [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [Rajohanesa: Kintana]
2Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [Andriamalala: Ranomasina, takila 31]
3Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [Andraina: Mitaraina, takila 31]
4Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [Rajaonarivelo: Bina, takila 60]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny fianarana itý (1): Fianarantsoa

Nohavaozina tamin' ny 2014/05/02