Teny iditra fiandohana (loha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantombohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The source, the beginning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le commencement, la source [1.3, 1.8]
 Le point de départ, le principe [1.3]
 Origine [1.8]
Ohatra Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. [2.996]
Kamban-teny 

Teny iditra Fiandohana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Boky mirakitra fandinihana momba ny fiandohan' izao tontolo izao, ny fiandohan' olombelona, ny fiandohan' ny fahotana ary ny fiandohan' ny Vahoakan' Andriamanitra [2.611]
Voambolana 
Tovy hevitra Genesisy ~ Jenezy
Boky manontolo Baiboly iraizotra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07