Teny iditra fiandrianana (andriana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   royalty, kingship, sovereignty. [Richardson 1885]
   the dignity of royalty kingship, sovereignty [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/18