Teny iditra fiandrilavenona (andry, lavevona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-boninkazo volomparasy (Malva) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   An herb which is pounded, mixed with honey, and eaten for a sore throat. The ashes are used in soap-making. Malva crispa, L. Same as miakana [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   mauve du pays, espèce de Malva [Abinal 1888]
Anarana siantifika   Malva crispa
Voambolana  
Fitovian-keviteny   miakana

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/11