Teny iditra fiandry (andry)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a reserve for emergencies [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ce qu'on attend, qu'on garde, la manière de garder [Abinal 1888]
   ce qui est tenu en réserve [Hallanger 1974]
Ohatra   Hita ny mpifoka sigara nividy taratasin-tsigara, tsy hampiasaina fa hatao fiandry, ny maro anaka nanangona kahie nohidia am-bata. [Andraina: Mitaraina, takila 195]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra fiandry (andry)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   angatra (aretina) [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Aretina mampivonto ny ankasarotana [Rajemisa 1985]
   karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   The chronic state of certain diseases; gonorrhea. The word is also used like antratra [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   blennorragie [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   blennorragie [Antesaka] [Deschamps 1936]
Voambolana  
Fifanahafana   akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fifia ~ vania

Teny iditra fiandry (andry)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a large stone placed against the outside door of a tomb [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/24