Teny iditra | fiangonana (angona) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana
fombam-pivavahana isan-karazany:
lasa any am-piangonana izy ¶ ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | the church; the people who assemble regularly together for worship. [Richardson 1885] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Lahatsoratra | Randzavola: fiangonana ao amin' ny Baiboly | ||||
Sary |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |