Teny iditra fiantrana (antra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
¶ Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy compassion [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 charitableness, alms, alms-deeds, pity [Richardson 1885]
 help given to the poor [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [Abinal 1888 takila 55]
 secours, aumône [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra 
1Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [Wresinski: Mahantra]
2ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [Andriamalala: Taolambalo]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/03