Teny iditra fiara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Filanjana misy takoboka
¶ Zavatra fitondrana an-tanety na anaty rano. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an open palanquin adorned with scarlet in which the sovereign is carried
¶ a ship
¶ the sacred ark of Scripture
¶ the seats or moveable deck of a lakam-piara (Prov.). [Richardson 1885]
   vehicle [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   véhicule [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   automobile, voiture, véhicule
¶ fiara fitari'droa: véhicule train-double
¶ fiara fitarika: remorque
¶ fiara mifampitohy: véhiculé articulé
¶ fiara mpitarika: tracteur
¶ fiara tsimifidilalana: véhicule tout terrain
¶ fiara tsotra: voiture de tourisme, véhicule particulier
¶ fiara zary fitarika: semi-remorque [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra fiara
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a palm [Betsileo] [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/25