Teny iditra fiarabe (fiara, be)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   autobus [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [Andraina: I Vola, takila 123]
Mitatitra ranontany amin' ny fiarabe ny mpanam-bola. [FOFAFIPE: Haivola, takila 61]
Ary tao no nandray ny fiarabe "Tasso» nampitohy ny renivohitra tamin' i Mahajanga. [Ravelomanana: Lalana, takila 97]
Voambolana  
Ny bikany  
fiarabe
fiarabeko
fiarabenao
fiarabeny
fiarabentsika
fiarabenay
fiarabenareo
fiaraben'
fiaraben-
fiarabem-
-piarabe
-piarabeko
-piarabenao
-piarabeny
-piarabentsika
-piarabenay
-piarabenareo
-piaraben'
-piaraben-
-piarabem-
Fitovian-keviteny   fiaram-bahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/01