Teny iditra fiarafiara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalaon' ankizy mifampilanja na manao kilanjalanja ka ny tanana mifandika eo anoloana no ilanjan' ny zaza roa ny anankiray fahatelo [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31