Teny iditra fiarahana (araka)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   l'action d'aller ensemble [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   synchrone. [Voambolana: Fizìka] [SLP: Voambolana]
Ohatra   Fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana! [Andriamalala: Ranomasina, takila 15]
Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [Andriamalala: Zazavavindrano]
Ny bikany  
fiarahana
fiarahako
fiarahanao
fiarahany
fiarahantsika
fiarahanay
fiarahanareo
fiarahan'
fiarahan-
fiaraham-
fiaraha-
-piarahana
-piarahako
-piarahanao
-piarahany
-piarahantsika
-piarahanay
-piarahanareo
-piarahan'
-piarahan-
-piaraham-
-piaraha-
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/23