Teny iditra fiaramanidina
Singan-teny fiara ; manidina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana fiara entina maotera iray na maro mataniaka misidina eny amin' ny habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An airplane [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avion [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  twin otter
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12