Teny iditra fiaram-bahoaka (fiara, vahoaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay autobus [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fiarabe

2016/11/01