Teny iditra fiasan > fiasa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Action, fonctionnement [1.13]

Fivaditsoratra 

Teny iditra fiasan > fiasana (asa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A tool, an instrument [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Outil [1.8, 1.13]
 Instrument [1.8, 1.13]
Ohatra 
1Vato no nataony fiasana. [2.113]
2Ary manana fiasana maro izy. [2.332]
3Tsy mivoha farmasia amin' andro tsy fiasana. [2.117]
4Ny fiasana vaovao vitany no nanamboarany lakana. [2.508]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 