Teny iditra fiaviana (avy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny toerana na ny razana nisehoana: Avy any Ankadindambo no fiavianay [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra iaviana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31