Teny iditra fiazana (fia)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Gejaina mafy, poretina: Aza fiazanao toy izao ny tanako
¶ Tanana tsy omena: Nofiazany telo taona tany ny volako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be squeezed, to be pressed. [Richardson 1885]
Endriteny 
fiazana
fiazako
fiazanao
fiazany
fiazantsika
fiazanay
fiazanareo
fiazan'
fiazan-
fiazam-
fiaza-
nofiazana
nofiazako
nofiazanao
nofiazany
nofiazantsika
nofiazanay
nofiazanareo
nofiazan'
nofiazan-
nofiazam-
nofiaza-
hofiazana
hofiazako
hofiazanao
hofiazany
hofiazantsika
hofiazanay
hofiazanareo
hofiazan'
hofiazan-
hofiazam-
hofiaza-
fiazo

2010/12/29