Teny iditra | fibafoka (bafoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mibafoka, izany hoe mitsilailay, mitsinkasinkasina; fibofoka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'état, la manière de se vautrer [1.3] | |
Fivaditsoratra | fibafoka, fibofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |