Teny iditra fibarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Antsibe [1.78]
 Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro [1.1]
 Karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [2.472]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31