Teny iditra fibata (bata)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mibata na manainga zava-mavesatra amin' ny tanan-droa [Rajemisa 1985]

Teny iditra FIBATA
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Sigle de Fitateram-Bahoakan' Antanana [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Mpanahaka  fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31