Teny iditra fibatana (bata)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever [1.3]
 Manutention, levage [1.13]
Ohatra Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano. [2.944]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20