Teny iditra fibiriohana (birioka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady
Fandosirana, filefana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05